|
|
|
|

Entrée1  boraingina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao.. [1.1]
Explications en français  4 despotique, arbitraire, injuste. [1.3]
Autres orthographes  5 boraingona
Tous les mots composés  6 didy boraingina

Mis à jour le 2025/11/09