|
|
|
|

Entrée1  boraingina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1]
Explications en français  4  despotique, arbitraire, injuste [1.3]
Autres orthographes  5  boraingona
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11