Entrée (1/3) | 1 bonga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Sombin-tany mivaingana, dongona kely Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo 4 [1.78] [Taisaka] vongana 5 [1.78] [Sihanaka] tanety 6 [1.13] havoana na tendrombohitra kely |
Explications en anglais |
7 [1.2] a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] |
Explications en français |
8 [1.82] [Taisaka]
bloc, masse 9 [1.19] [Tankarana] montagne, plateau. 10 [1.13] dôme, butte |
Vocabulaire |
11 Géographie: (en général) |
Dérivés |
|
Synonymes | 15 bongo |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot bonga |
Entrée (2/3) | 20 bonga |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 [1.78] [Tanala]
ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo 23 [1.1] Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana |
Vocabulaire |
24 Biologie |
Analogues | 25 bongabe |
Entrée (3/3) | 26 bonga |
Partie du discours | 27 nom |
Explications en malgache |
28 [1.1] Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) |
Vocabulaire |
29 Zoologie: invertébrés |
Anagrammes | 30 bango, bonga |
Mis à jour le 2023/10/24 |