Index |
|
|
|
Proverbes : bonga
|
|
|
Proverbe 1 | An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]
|
|
|
Proverbe 2 | Bonga tsy hita ohatra ny loza. [2.558 #65]
|
|
|
Proverbe 3 | Bonga tsy miohatra an’ Ankaratra. [2.653, 2.415]
Bonga tsy miohatra an' Ankaratra, lohasaha tsy miohatra an' Ilempona. [2.558]
|
Traduction française | Il n' y a pas de montagne qui dépasse l'Ankaratra. [2.415 #4745]
|
Interprétation française | Pour dire d'une personne ou d' une chose, quelle est au plus haut degré de perfection : on ne peut rien imaginer de mieux. [2.415 #4745]
|
|
|
Index |
|
|