Entrée (1/2) | 1 boloky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1] |
Explications en anglais |
4 a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2] 5 the blue-grey Malagasy parrot [1.7] |
Explications en français |
6 perroquet [1.54] 7 le perroquet malagasy [1.8] |
Vocabulaire |
8 Zoologie: oiseaux |
Phytonymes |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot boloky |
Entrée (2/2) | 12 boloky |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1] |
Explications en anglais |
15 stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2] |
Vocabulaire |
16 Loi |
Mis à jour le 2020/07/31 |