|
|
|
|

Entrée (1/3)1  bitsika
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [1.1]
Explications en anglais  8  a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [1.2]

Entrée (2/3)9  bitsika
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  Kely dia kely, pitiny kely [1.1]
Explications en anglais  12  same as BItika#mg.aj, boRItika#mg.aj, etc. [1.2#92]

Entrée (3/3)13  -bitsika
Partie du discours  14  forme morphologique de vitsika
Exemples  15  Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika [1.357#98]
16  Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44]

Anagrammes  17  -bitsika, bitsika, -bitsika, bitsika

Mis à jour le 2023/06/11