| Entrée | 1 mibitsika | 
| Radical | 2 bitsika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |