|
|
|
|

Entrée (1/2)1  -bitro
Partie du discours  2  forme morphologique de vitro

Entrée (2/2)3  bitro
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1]
Explications en anglais  6  a rabbit [1.2, 1.7]
7  a hare [1.7]
Explications en français  8  lapin [1.3, 1.54, 1.8]
Exemples  9  niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#]
10  Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulaire  11  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot bitro

Anagrammes  15  -bitro, bitro, -bitro, bitro

Mis à jour le 2024/11/18