|
|
|
|

Entrée1  bingona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona
Explications en anglais  4  [1.2] a bugle. [Eng. Bugle.]
5  [1.7] a bugle
Explications en français  6  [1.8] clairon
Exemples  7  Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [2.996]
8  dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649]
Vocabulaire  9  Musique: instruments
Analogues  10  anjomara, anjombona, antsiva
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  138  bangoin, binango, bingona, bongina, nibango

Mis à jour le 2024/10/30