|
|
|
|

Entrée1  biby fiompy
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Economie: élevage
Explications en malgache  4  Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explications en français  5  Animaux domestiques [1.13]
Synonymes  6  biby manompo
Mots élémentaires  7  biby, fiompy

Mis à jour le 2023/07/25