|
|
|
|

Entrée1  bibiolona
Mots élémentaires  2  biby, olona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty
Exemples  5  [2.895#] Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina.
6  [2.117#] Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona.
Analogues  7  bibyolona, bibinolona, olonabiby
Mots composés 

Anagrammes  9  bibiolona, biby olona, olona biby

Mis à jour le 2025/01/21