| Entrée | 1 be maso | 
| Mots élémentaires | 2 be, 3 maso | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mana-maso makadiry Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [1.1] | 
| Exemples | 6   Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka.
[2.654#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |