Entrée | 1 banga ridana |
Mots élémentaires | 2 banga, ridana |
Partie du discours | 3 locution |
Vocabulaire |
4 Santé |
Explications en malgache |
5 tsy misy nify na dia iray aza [1.1] |
Explications en anglais |
6 (bangaridana) To be toothless. [1.2] 7 having some teeth missing [1.7] |
Explications en français |
8 édenté [1.8] |
Exemples |
9 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3] 10 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100] |
Synonymes | 11 banga nify |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/06 |