Entrée | 1 ridana |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] |
Exemples |
4 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332#3]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 24 ana-dry, 25 andray, 26 andria, 27 darina, 28 nadira, 29 ridana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |