|
|
|
|

Entrée1  babangoana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo
Explications en anglais  4  [1.2] empty, void, as of a deep hole.
Explications en français  5  [1.3] Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles
Exemples  6  Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Mis à jour le 2020/07/31