|
|
|
|

Entrée1  babangoana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo. [1.1]
Explications en anglais  4 empty, void, as of a deep hole.. [1.2]
Explications en français  5 Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles. [1.3]
Exemples  6  Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Mis à jour le 2025/09/12