|
|
|
|

Entrée (1/5)1  boty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] lalana tery

Entrée (2/5)4  boty
Partie du discours  5  adjectif
Explications en malgache  6  [1.1] kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty
Mots composés 

Entrée (3/5)9  bôty
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  [1.78] [Bezanozano] mahantra, ory, botry

Entrée (4/5)12  boty
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.10] iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty.
15  [1.78] [Sihanaka] kamboty
Explications en français  16  [1.19] [Tankarana] orphelin
veau pour sacrifice
Dérivés 
17  Noms :
Synonymes  18  bôty

Entrée (5/5)19  boty
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  [1.78] [Tanosy] votsy

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21