|
|
|
|

Entrée1 avilio
Radical  2vily
Partie du discours  3 impératif du verbe passif avily [Liste complète]
Exemples  4 avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato [1.1]
5 avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony [1.1]

Anagrammes  6 avilio, 7 voaily

Mis à jour le 2025/05/16