Entrée | 1 atsofoka |
Radical | 2 tsofoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very 5 Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao 6 Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 atsofako, atsofoka |
Mis à jour le 2023/01/20 |