|
|
|
|

Entrée (1/2)1  atody
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  9  39 mots contenant atody
Explications en malgache  10  [1.1] Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany
11  [1.13] vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy
Explications en anglais  12  [1.2] an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.]
13  [1.7] an egg
Explications en français  14  [1.8, 1.13] oeuf
15  [1.13] embryon, zygote
Exemples  16  [2.472#161] Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany.
17  [2.5] Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika.
Vocabulaire  18  Biologie 19  Zoologie: (en général)
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot atody

Entrée (2/2)21  atody
Partie du discours  22  verbe passif
Radical  23  tody
Morphologie 
24  Présent :
25  Passé :
26  Futur :
27  Impératif :
Explications en malgache  28  [1.1] Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo
Explications en français  29  [1.3] qu'on fait rentrer au port

Anagrammes  30  atodi, atody, tadio

Mis à jour le 2025/08/20