|
|
|
|

Entrée (1/3)1  Atoa
Partie du discours  2  nom (abréviation)
Explications en malgache  3  fanafohezan' ny hoe Andriamatoa [3.1]
Explications en anglais  4  "Mr." (Mister) : abbreviation of Andriamatoa [3.1]
Explications en français  5  "M." (Monsieur) : abréviation de Andriamatoa [3.1]
Exemples  6  Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa atoa Ravelojaona. [2.356]
7  Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena atoa Randriamamonjy F. [2.508]
Vocabulaire  8  Etiquette

Entrée (2/3)9  atoa
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [1.1]
Explications en anglais  12  a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [1.2]
Vocabulaire  13  Musique: (en général)
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :

Entrée (3/3)18  atoa
Partie du discours  19  adverbe
Explications en malgache  20  etsy [Taisaka] [1.78]
Explications en français  21  là (près) [Taisaka] [1.82]
Tableaux et planches  22  Tous les adverbes

Anagrammes  23  aato, aota, atao, Atoa, atoa, aato, aota, atao, Atoa, atoa

Mis à jour le 2024/02/06