Entrée | 1 ati-pako |
Mots élémentaires | 2 atitra, 3 fako |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny [1.1] |
Explications en anglais |
6 [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen. [1.2] |
Anagrammes | 7 ati-pako, 8 kapaoty, 9 poakaty, 10 tapiôkà |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |