| Entrée | 1 atidoha | 
| Mots élémentaires | 2 aty, 3 loha | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   The brains. [1.2] 7 the brain [1.7] | 
| Explications en français | 8   le cerveau [1.8] | 
| Exemples | 9   hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy.
[2.424#] 10 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472#] | 
| Tous les mots composés | 11 atidohan-kena | 
| Vocabulaire | 12 Biologie | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |