| Entrée | 1 atao hoe | 
| Mots élémentaires | 2atao, 3hoe | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 
5 enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [1.1] | 
| Explications en anglais | 
6 to be called (by name) [1.7] | 
| Explications en français | 
7 appelé, dit [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |