Entrée | 1 asa tany |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 asa, tany |
Explications en malgache |
4 [1.1] asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany |
Exemples |
5 [2.332#] Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa.
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |