|
|
|
|

Entrée1 asa tany
Mots élémentaires  2asa, 3tany
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany. [1.1]
Exemples  6 Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332#]

Mis à jour le 2025/09/12