| Entrée | 1 arofanina |
| Mots élémentaires | 2 aro, 3 fanina |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera.
[1.1] 6 fefy fiarovana mba tsy hampianjera. [1.13] |
| Explications en anglais |
[aro-fanina]
7 a balustrade, lit. a protection against giddiness..
[1.2] 8 a railing. [1.7] |
| Explications en français |
9 garde-fou.
[1.3, 1.13] 10 balustrade. [1.3] 11 garde corps. [1.13] |
| Exemples |
12 arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa.
[2.503]
13 Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944] |
| Anagrammes | 14 afon' arina, 15 aniforana, 16 arofanina, 17 fanoirana, 18 Fanoriana, 19 fianorana |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|