Entrée fanina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise dizzy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 giddy. [Mal. pening.] [Richardson 1885]
 faint [Hallanger 1973]
Définition française qui a des vertiges, étourdi [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Saika fanina ilay tovolahy kely. [Rajaonarivelo: Bina, page 55]
2Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [Andraina: I Vola, page 128]
Citations 

Entrée fañina
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] fanekena [Rakotosaona 1972]

Entrée fan~ina
Partie du discours circumfixe [Mots avec fan~ina]

2018/08/05