Entrée aroboka (roboka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1]
Explications en anglais To be plunged into a liquid [1.7]
Explications en français Qu'on plonge dans un liquide [1.8]
Morphologie 
Présent : aroboka, aroboko, arobokao, arobony, arobotsika, arobokay, arobokareo, arobok', arobo-
Passé : naroboka, naroboko, narobokao, narobony, narobotsika, narobokay, narobokareo, narobok', narobo-
Futur : haroboka, haroboko, harobokao, harobony, harobotsika, harobokay, harobokareo, harobok', harobo-
Impératif : arobohy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20