Entrée |
arinteny > arintany
|
Mots élémentaires | arina ; tany |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
|
Explications en anglais | [ arin-teny ] Coal [1.2, 1.7]
|
Explications en français | [ arin-teny ] Charbon de terre [1.8, 1.13]
|
| [ arin-teny ] Houille [1.13]
|
Exemples | Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela.
[1.357]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|