Entrée arana
Partie du discours nom
Définition malgache milaza fanaovana izay tiana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée arana (ara)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache  [Taisaka] voarefy, voafatra [Rakotosaona 1972]
Définition française  [Taisaka] mesuré [Deschamps 1936]
Morphologie 
arana
arako
aranao
arany
arantsika
aranay
aranareo
aran'
aran-
aram-
ara-
narana
narako
naranao
narany
narantsika
naranay
naranareo
naran'
naran-
naram-
nara-
harana
harako
haranao
harany
harantsika
haranay
haranareo
haran'
haran-
haram-
hara-

Entrée arana (ara)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] ampifalifaliana [Rakotosaona 1972]

Entrée araña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] Tratra [Rakotosaona 1972]

Entrée araña
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache  [Betsimisaraka] ery, etsy, aroa [Rakotosaona 1972]

Entrée arana
Partie du discours nom
Définition française  [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 

Entrée Aràna
Partie du discours nom propre (biblique) [liste]
 Aràna [Baiboly]
Définition anglaise Haran [Baiboly]
Définition française Harân [Baiboly]
Exemples — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [Randzavola: Baiboly, page 833]
Vocabulaire 
Synonymes Harana
Articles 

2017/12/07