|
|
|
|

Entrée1  arahaba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
4  Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1]
Explications en anglais  5  salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [1.2]
6  a greeting; congratulations [1.7]
Explications en français  7  salut, félicitations [1.3, 1.8]
8  salutation [1.3]
Vocabulaire  9  Etiquette
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot arahaba

Mis à jour le 2023/05/21