|
|
|
|

Entrée1  aoka izay
Mots élémentaires  2  aoka, 3  izay
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Explications en français  6  assez, cela suffit [1.3#58]

Anagrammes  7 akay izao, 8 aoka izay

Mis à jour le 2025/09/12