|
|
|
|

Entrée1  aoka
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!.
4 miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika. [1.1]
Explications en anglais  5 sufficient, enough. [1.2]
6 enough!. [1.7]
Explications en français  7 assez! puisse!. [1.8]
Morphologie 
8  Simple :
Tous les mots composés  9  11 combinaisons de ce mot

Anagrammes  10 akao, 11 akoa, 12 aoka, 13 oaka

Mis à jour le 2025/11/09