Entrée (1/5) | 1 an' |
Partie du discours | 2 forme morphologique de any |
Explications en malgache |
3 (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. 4 Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory 5 Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1] |
Exemples |
6 Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36] 7 an' iza moa ity loha ity? [2.528#92] 8 Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10] 9 Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140] 10 Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74] 11 Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80] |
Morphologie |
|
Entrée (2/5) | 13 an~ |
Partie du discours | 14 préfixe |
Explications en malgache |
15 Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1] |
Tableaux et planches |
16 Mots avec préfixe an~ |
Entrée (3/5) | 17 ~an~ |
Partie du discours | 18 infixe |
Tableaux et planches |
19 Mots avec infixe ~an~ |
Entrée (4/5) | 20 an |
Partie du discours | 21 article |
Explications en anglais |
22 iRAy, anankiRAy [1.17] |
Tableaux et planches |
23 Tous les articles |
Entrée (5/5) | 24 an |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [1.4] |
Explications en français |
27 taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo 28 herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny [1.66] |
Mis à jour le 2023/02/21 |