|
|
|
|

Entrée1  antontany
Radical  2 tonta
Partie du discours  3  nom ou adverbe
Explications en malgache  4 Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina. [1.1]
Exemples  5  Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12