Entrée | antonona (tonona) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Définition malgache | Ampy: Antonona azy ve io vary io ¶ Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany ¶ Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [Rajemisa 1985] | ||||||
Traduction anglaise | suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [Richardson 1885] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Citations | Proverbes contenant le mot antonona | ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |