| Entrée | 1 antonjavatra |
| Mots élémentaires | 2 antony, 3 zavatra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Exemples |
5 samy hafa ny antonjavatra kendreny
[1.38#376]
6 Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. [2.508#] |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|