|
|
|
|

Entrée1  antenimieram-pirenena
Mots élémentaires  2 teny, 3 miera, 4 firenena
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna. [1.1]
Explications en français  7 assemblée nationale. [1.5]
Vocabulaire  8  Politique
Ouvrages littéraires  9  Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Mis à jour le 2025/10/11