Entrée an-tanàna (any, tanàna)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Exemples 
1- Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
2Hono ray olona ato an-tanàna
mba nandry teto ve Rasoavangaina?
[2.131]

Entrée an-tanana (any, tanana)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Exemples 
1ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
2Ankotsohotso
hatsotso roa venty
raha mahay hianao
dia roa no ho an-tanana
[2.131]

Mis à jour le 2020/07/31