|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fambara loza, loza [Betsimisaraka] [1.78]
4  loza [Sihanaka, Tanala] [1.78]
5  Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
6  Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explications en anglais  7  great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
8  a calamity [1.7]
Explications en français  9  malheur, calamité [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/2)13  antambo
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulaire  16  Religions, Croyances

Anagrammes  17  antambo, tambano, tombana

Mis à jour le 2023/08/17