1 | tononina eo, ary ny anononan' azy ireo: [Callet: Tantara, page 88]
|
2 | Dia izao no anononana ny anaramboninahiny : Rasanjy Goverinora General amy ny Imerina. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
|
3 | Dia milaza azy ho mahay odi-andro, odi-varatra, ary mitetika izao karazan'ody tsy anononana rehetra izao; [Rasamuel: Zanakantitra]
|
4 | zava-baovao sy ambony ary mafy orina toa inona ery noho ny voambolana vazaha anononany azy avy, nefa dia mailaka ery ny vavan' izy rehetra ary iaraha-pahafantatra ny tiany hilazaina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 112]
|
|