Entrée anombanana (tombana)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Araka ny haben' ny fahalalany, no anombanana ny olona; [2.996]
2Tsy hadisoana azo itarafana ny toe-tsain' izay mampiasa azy ve izany na azo anombanana koa ny toe-tsain' ny vahoaka toa mino izany ho teny baiko tokoa? [2.285]
Morphologie 
Présent : anombanana, anombanako, anombananao, anombanany, anombanantsika, anombananay, anombananareo, anombanan', anombanan-, anombanam-, anombana-
Passé : nanombanana, nanombanako, nanombananao, nanombanany, nanombanantsika, nanombananay, nanombananareo, nanombanan', nanombanan-, nanombanam-, nanombana-
Futur : hanombanana, hanombanako, hanombananao, hanombanany, hanombanantsika, hanombananay, hanombananareo, hanombanan', hanombanan-, hanombanam-, hanombana-
Impératif : anombany, anombano

Mis à jour le 2023/01/20