|
|
|
|

Entrée1  ankohonana
Radical  2 hohona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena. [1.1]
5 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka. [1.13]
Explications en anglais  6 A family, a household.. [1.2]
7 a household. [1.7]
Explications en français  8 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de.... [1.3]
9 maisonnée. [1.54]
10 la famille, les gens de la maison. [1.8]
11 ménage, famille. [1.13]
Exemples  12  Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245#]
13  Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#]
Vocabulaire  14  Rapports: famille
Article  15 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/07