Entrée ankobanandro (ana, kobany, andro)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Ny andro anelanelan' ny alahady roa amin' ny herinandro; ny andro amin' ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety, ny andro andavanandro fiasana: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin' ny ankobanandro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise during the week. [Richardson 1885]
 on weekdays; weekdays, everyday [Hallanger 1973]
Traduction française les jours de semaine, les jours ouvrables, les jours de travail [Hallanger 1974]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31