Entrée |
ankobanandro
(ana, kobany, andro)
|
Partie du discours | adverbe
|
Définition malgache | Ny andro anelanelan' ny alahady roa amin' ny herinandro; ny andro amin' ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety, ny andro andavanandro fiasana: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin' ny ankobanandro [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | during the week. [Richardson 1885]
|
| on weekdays; weekdays, everyday [Hallanger 1973]
|
Traduction française | les jours de semaine, les jours ouvrables, les jours de travail [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
|