Entrée | 1 an-kinafinafina |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 afinafina |
Explications en malgache |
4 [1.1] an-tsokosoko |
Exemples |
5 [2.4#] Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko.
6 [1.214#mg] Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |