Entrée ankaso
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso
Mitovy hevitra: filambanony ~ hasomparana ~ hetraketraka ~ sotasota
Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso
Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1]
Explications en anglais Taking by force; malicious damage [1.7]
Explications en français Du mal fait à quelqu'un [1.8]
Exemples Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]
Synonymes ankasomparana ~ filambanony ~ hasomparana ~ hetraketraka ~ sotasota
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31