|
|
|
|

Entrée1  ankamantatra
Radical  2  fantatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Filazan-javatra izay tiana hovinanin' ny hafa ka ny toetoetran' ilay zavatra hofantarina no lazaina amin' ny teny somary lavalava: Inona àry izany: Manam-bava hihinana, fa tsy manan-kibo hasiana? (Hety na antsy) [1.1]
5  Ny ankamantatra dia avy amin'ny fototeny hoe fantatra. Misy zavatra tian-kofantarin'ny mpihaino ary ilana valin-teny eo no ho eo fa tsy miandry ela. Misy olona iray mpitarika mametra-panontaniana izay miandoha hatrany amin'ny hoe: "Inona àry izany?". Miantefa amin'ny mpivory rehetra mandray anjara amin'ity kilalao ity ny fanontaniana ary izay mahita na mahalala dia mananga-tanana ka manome ny valiny avy hatrany. ... [5.mg.http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302]
Explications en français  6  énigme, charade [1.3]
7  devinette, énigme [1.5]
Vocabulaire  8  Littérature: (en général)
Analogues  9  ampanonona, ankifidy

Mis à jour le 2020/07/31