Entrée | 1 añintafara |
Mots élémentaires | 2 añina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1] 5 rivotra mahery [Tambahoaka] [1.78] |
Vocabulaire |
6 Météorologie |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 28 anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana |
Mis à jour le 2024/10/30 |